Entrée | 1 adalaina |
Radical | 2 adala |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] taomina amin' ny fanangolingolena ka ohatra ny atao izay hahavery ny loha: Nadalain' iny tovolahy iny nandritra ny telo volanany zanany vavy lalaovina, atao fihomehezana: Efa miendrik' adala loatra ny anao lahy amin' ilay volo lavany ka tian' ny olona hadalaina fetsifetsena, ambakaina: tsy azon' ialahy adalaina intsony aho ariana andro: Aza adalain' ialahy amin' ny resaka foana eto aho fa tsy vitako ny asako |
Explications en anglais |
5 [1.2] To be befooled, to be imposed upon, to be deluded. adalana is used in the provinces. 6 [1.7] to be made foolish, to be made a fool of |
Explications en français |
7 [1.3, 1.8] qu'on dupe 8 [1.3] Qu'on séduit, à qui on fait perdre la tête, dont on se joue, qu'on importune 9 [1.8] de qui on se joue |
Exemples |
10 Reny fa mbola hadalain' ny kilonga amin' ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy. [2.470] |
Morphologie |
|
Synonymes | 15 adalana |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |