|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tovana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin' ny zavatra iray mba hahalava na hahafeno azy amin' ny ilana azy: Asio tovana io tady io fa fohy loatra [1.1]
4  fanampìn-javatra mampitombo ny halavana [1.13]
Explications en anglais  5  an addition at the end [1.7]
Explications en français  6  Ajoutage, ce qu’on ajoute en superposant, en allongeant, eu nouant [1.3#736]
7  rallonge [1.13]
8  rallonge: ce qu'on ajoute à la fin [1.8]
Exemples  9  Atolotra hodinihin' ny Vaomieram-pirenena misahana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny famatsiam-bola ny fanaovana politika, ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny tovana samihafa mifandraika amin' izany. [4.27#2006/08/25]
Dérivés 
10  Noms :

Entrée (2/2)11  tovana
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  tsirinteny ao aorian'ny fototeny [1.13]
Explications en français  14  suffixe [1.8, 1.13]
15  affixe [1.66.fr#14]
Vocabulaire  16  Linguistique
Dérivés 
17  Noms :
Analogues  18  TOvona, tsirinTEny, tsirinteny sara-droa, TSOfoka
Tableaux et planches  19  Tous les affixes

Anagrammes  20  antova, atavon, atovan, avotan, natavo, natova, navota, tanavo, tavano, tavona, tovana, vanato, vatano

Mis à jour le 2023/02/10