|
|
|
|

Entrée (1/2)1  si    
Partie du discours  2  nom (symbole)
Explications en malgache  3  (na Ti amin' ny solfa) Ny feo fahafito amin' ireo ambaratongam-peo valo amin' ny gama, izany hoe izy no farany, alohan' ny do ambony [1.1]
Vocabulaire  4  Musique: (en général)
Analogues  5  do, re, mi, fa, sol, la
Illustrations 

Entrée (2/2)7  Si    
Partie du discours  8  nom (symbole)
Explications en malgache  9  Singa mivaingana, faha-14 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  10  Silicon. [3.1]
Explications en français  11  Silicium. [3.1]
Vocabulaire  12  Chimie
Tableaux et planches  13  Table périodique

Mis à jour le 2024/09/07