|
|
|
|

Entrée (1/4)1  O    o    
Partie du discours  2  nom (symbole)
Explications en malgache  3  [1.1] Tarehintsoratra fahefatra ambin'ny folo ary zanasoratra fahefatra amin'ny abidy malagasy. Ny zanatsoratra O dia mety hanana tonom-peo "ao" amin'ireto toe-javatra telo ireto ka amin'ireo roa farany dia asiana satrony (ô) ny fanoratana azy: a) amin'ny teny avy amin'ny fiteny vahiny: radio, sosisy; b) amin'ny teny fitenim-paritra sasantsasany: ny vôla (tsimihety); d) amin'ilay tenim-piontanana merina "ô": Tompo ô!
Explications en anglais  4  [1.2] the fourteenth letter of the Malagasy alphabet. In accented syllables it has the sound of o in move, but a somewhat lighter sound in unaccented syllables. In the interjection "o" (used as a sign of the vocative case) and in some of the provinces it has the same sound as a single o in English.
Explications en français  5  [1.3] Quatorzième lettre et quatrième voyelle de l'alphabet malgache
Analogues  6  abidy
Citations  7  Textes citant O
Tableaux et planches  8  Les alphabets
Article  9  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
10  11 

Entrée (2/4)12  ô
Partie du discours  13  interjection [Liste complète]
Explications en malgache  14  [1.1] Fanao eo aorian' ny anaran' olona antsoina ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana: Tompo ô, mihanta aminao izahay! / Ry tanindrazanay malala ô
Explications en anglais  15  [1.7] used in addressing people, as : Rakoto ô! oh, Rakoto!
Explications en français  16  [1.8] (vocative)
Exemples  17  Rafotsy ô ! miantso andRampananambonitany, efa lehibe isika [2.48]

Entrée (3/4)18  -o
Partie du discours  19  pronom [Liste complète]
Analogues  20  ko
Tableaux et planches  21  Tous les pronoms

Entrée (4/4)22  O    
Partie du discours  23  nom (symbole)
Explications en malgache  24  [3.1] Ôksizenina. Singa mietona, fahavalo amin'ny fisokajiana miherina.
Explications en anglais  25  [3.1] Oxygen.
Explications en français  26  [3.1] Oxygène.
Vocabulaire  27  Chimie
Tableaux et planches  28  Table périodique

Mis à jour le 2024/12/21