|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  ira
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Explications en malgache  11 Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka. [1.1]
12 landy, voafoly, voatsody [1.13]
Explications en français  13 écheveau [1.13]

Entrée (2/3) 14  irà
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16 Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny [1.1]
17 toerana avo iavian'ny rano [1.13]
Explications en français  18 amont [1.13]
Vocabulaire  19  Géographie: (en général)
Synonymes  20 era
Antonymes  21 anava, ava
Combinaisons  22  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ira

Entrée (3/3) 23  ira    
Partie du discours  24  forme morphologique de aller
Explications en malgache  25 matoanteny frantsay "aller": Il ira (Handeha izy) [3.1]

Anagrammes  26 arỳ, àry, ary, irà, ira, 27 ray, 28 ria

Mis à jour le 2026/10/06