|
|
|
|

Entrée (1/8)1  ba
Partie du discours  2  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.78] [Taisaka] mba
4  [1.78] [Tanala] mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?)
Explications en français  5  [1.82] [Taisaka] marque l'interrogation

Entrée (2/8)6  ba
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.78] [Tanosy] Fery, vay
Vocabulaire  9  Santé
Synonymes  10  bay
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot ba

Entrée (3/8)12  ba
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  [1.1] Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra)
Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany
Explications en anglais  15  [1.2] bar in music [Eng. Bar.]
16  [1.7] a measure in music; time in music
Explications en français  17  [1.8] mesure en musique
Exemples  18  Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny ba Gasy [4.12]
Vocabulaire  19  Musique: (en général)
Mots composés 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot ba
Citations  23  Textes citant ba

Entrée (4/8)24  ba
Partie du discours  25  nom
Explications en malgache  26  [1.1] [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe
Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro
Explications en anglais  27  [1.2] stockings, socks. [Fr. Bas]
28  [1.7] knitting
Explications en français  29  [1.8] [français bas] tricot
Vocabulaire  30  Economie: vêtements
Dérivés 
31  Verbes actifs :
32  Noms :
Mots composés 

Entrée (5/8)38  ba
Partie du discours  39  nom
Explications en malgache  40  [1.1] [Sakalava] Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo
Explications en anglais  41  [1.2] [Sakalava] a shrub
Vocabulaire  42  Botanique: arbre

Entrée (6/8)43  ba
Partie du discours  44  nom
Explications en malgache  45  [1.1] [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana
Dabilio

Entrée (7/8)46  ba~
Partie du discours  47  préfixe [Liste complète]
Explications en anglais  48  [1.2] a prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka]

Entrée (8/8)49  Ba    
Partie du discours  50  nom (symbole)
Explications en malgache  51  [3.1] Singa mivaingana, faha-56 amin'ny fisokajiana miherina.
Explications en anglais  52  [3.1] Barium.
Vocabulaire  53  Chimie
Tableaux et planches  54  Table périodique

Mis à jour le 2025/01/21