|
|
|
|

Entrée zovy
Partie du discours pronom [Liste complète]
Explications en malgache Teny enti-manontany hoe "olona iza?": zovy no tsy mahalala ny atao hoe tanindrazana
Antso ataon' ny mpiambina amin' ny alina raha vao misy mikaratsadratsaka any ho any: zovy? [1.1]
Explications en anglais Who ? (challenge used by sentinels) [1.7]
Explications en français Qui va là ? qui ? [1.8]
Exemples -- Haody haody Rasoahagohago / -- Zovy izao? [2.131]
Synonymes iza
Tableaux et planches Tous les pronoms

Mis à jour le 2024/09/08