Entrée |
votsotra
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mivaha, miboraka (kofehy, tady...): Votsotra ny kofehy ka lasa ilay ondry Afaka tamin' ny gadra na ny fanandevozana: Votsotra ireo mpifatotra telopolo Main' ny zavatra mangotraka na voan' ny kapoka mandrivorivo ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Votsotra mihitsy ny tongony vao nalefan' ilay tsy mifaditrovana iny izy [1.1]
|
Explications en anglais | Escaped, freed [1.7]
|
Explications en français | échappé, libéré [1.8]
|
Exemples | iza, na andevo avy aiza no nandositra ka tafiditra aty dia votsotra ka tsy azo andevozina intsony.
[2.508]
|
Dérivés |
|
Entrée |
votsotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
Zaza teraka dia maty [1.78]
|
|
Entrée |
votsotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | Action d'effeuiller une branche à la main [1.196]
|
Vocabulaire |
Exemples | Izay tandrifin' iny karavasy iny, votsotra ny hodiny.
[2.643]
|
|