Entrée | vorona | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka. [1.1] | |
Explications en anglais | A bird, esp. waterfowl [1.7] | |
Explications en français | Oiseau [1.54, 1.8, 1.13] | |
Vocabulaire | Zoologie: (en général) ~ Zoologie: oiseaux | |
Exemples | Eny andrefan-tranonay misy vorona roa mangamanga [2.131] | |
Mis à jour le 2023/06/03 |
![]() |