Entrée |
vokatra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny voan' ny zavamaniry na ny vodin' ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra ny vokatra, somebiseby ny iray tanàna Ny soa azo: Mivelona amin' ny vokatry ny asan-tanany izy [1.1]
|
Explications en anglais | Fruit, produce; a result [1.7]
|
Explications en français | Produit, résultat [1.8, 1.13]
|
| Fruit, récolte qui produit [1.8]
|
| Effet, conséquence [1.13]
|
| Nom général des fruits de la terre ; tout ce que produit la terre et qu'on peut manger [1.196]
|
Exemples |
1 | izahay mampakatra ny vokatra.
[2.442]
|
2 | Raha eny, inona ny vokatra azo?
[4.27]
|
|
Dérivés |
Article |
|
Entrée |
vokatra
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Be dia be, betsaka, sesehena: Vokatra ny paiso tamin' ity taona ity Lonaka: Vidio io saha io fa tsy hohita tany vokatra ohatra an' io ianao [1.1]
|
Explications en anglais | Productive [1.7]
|
Explications en français | Fertile, productif: Vokatra ity tanimbary ity (cette rizière est fertile ; donne beaucoup de riz) [1.196]
|
Vocabulaire |
Exemples | Vokatra be ny voanjonareo.
[2.472]
|
|