Entrée |
vatomizana
|
Partie du discours | nom
|
Mots élémentaires | vato,
mizana |
Explications en malgache | Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns [1.1]
|
Explications en anglais | [ vato mizana ] A weight used on a scale [1.7]
|
Explications en français | [ vato mizana ] Poids de balance [1.8]
|
| [ vato mizana ] Masse marquée [1.13]
|
Exemples | Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany
[2.508]
|
Article |
|