Entrée | tsy | ||
Partie du discours | adverbe | ||
Explications en malgache | Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly 2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho 3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona 4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony [1.1] | ||
Explications en anglais | Not [1.7] | ||
Explications en français | Ne pas [1.3, 1.8] | ||
Sans [1.3, 1.9] | |||
Non [1.3] | |||
Pas [1.8] | |||
Exemples | tsy sompatra izy (il est sans malice)
[1.9] | ||
Morphologie |
| ||
Entrée | tsy | ||
Partie du discours | conjonction | ||
Explications en malgache | [Taisaka] sy [1.78] | ||
Entrée | -tsy | ||
Partie du discours | forme morphologique de sy | ||
Exemples | Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho!
[2.606] | ||
Entrée | tsy | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, sns...) [1.1] | ||
Explications en français | Acier [1.3, 1.13] | ||
Vocabulaire | Economie: métallurgie | ||
Synonymes | vy mahery | ||
Mis à jour le 2023/09/04 |
![]() |