Entrée | tolona | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | [Bezanozano, Tambahoaka] [ toloña ] Ady (lalao) [1.78] | ||
Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [1.1] | |||
Explications en français | Lutte [1.13] | ||
Vocabulaire | Jeu | ||
Exemples | Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena.
[2.472] | ||
Morphologie |
| ||
Dérivés |
| ||
Mis à jour le 2017/04/03 |
![]() |