Entrée | tanisa (isa) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Kilalao enti-manisa ka toy izao no fanao izany: atsipy ambony ny vatokely, dia tantazana amim-pahakingana tsy avala ho latsaka ary dia atsipy haingana indray, ary dia toy izany hatrany hatrany [1.1] | |
Explications en anglais | A game of jacks involving counting [1.7] | |
Explications en français | Jeu d'enfants qui consiste à compter tout en jonglant des cailloux; jonglerie [1.8] | |
Vocabulaire | Jeu | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2012/09/09 |
![]() |