Entrée |
sambatra
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Miadana, tsy manan-java-mahory, tretrika: Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy Miadan-tsaina, milamin-tsaina, finaritra: Sambatra izany fianakaviana mifankatia izany Mananjara, tsara vintana, ambinina: Sambatra izy nahazo vady hendry [1.1]
|
Explications en anglais | Blessed, happy [1.7]
|
Explications en français | Heureux, béni [1.8]
|
Exemples | Nahatsiaro ho sambatra ery izahay mianakavy nony nandry voalohany tamin' ny tranonay vaovao.
[2.472]
|
Dérivés |
|
Entrée |
sambatra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tambahoaka, Tanala]
Fora, famorana [1.78]
|
| [Taisaka]
Famorana zaza mitambatra amim-pomba lehibe, izay fanao isaky ny fito taona, izany hoe ny zazalahy rehetra teraka ao anatin' ny fito taona dia atambatra hatao hasoavana amin' io andro iray io [1.1]
|
Explications en français | Circoncision [1.13]
|
Analogues |
didiam-poitra ~
fora ~
foza ~
savatse ~
hasoavana ~
tapakanake |
|
Entrée |
sambatra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fahandro katsaka amin' ny babiny, na mangahazo lena atao tetika lava [1.1]
|
|