Entrée | saiky | |
Partie du discours | nom | |
Explications en anglais | [Sakalava] A child [1.2] | |
Vocabulaire | Rapports: famille | |
Entrée | saiky | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Zavatra na olona ampiasaina ho solon' ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina sao halaky simba: Asiana saikiny ny faladian-kiraro mba tsy ho simba haingana [1.1] | |
Dérivés |
| |
Synonymes | fanampy ~ latsy ~ rikarika ~ safy ~ sosona ~ tamby ~ tohana ~ tsikala | |
Entrée | saiky | |
Partie du discours | interjection | |
Explications en malgache | Mitovy amin' ny siky [1.1] | |
Entrée | saiky | |
Partie du discours | adverbe | |
Explications en malgache | saika [1.1] | |
Synonymes | saika | |
Mis à jour le 2023/12/11 |
![]() |