Entrée | saika | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany [1.1] | ||||
Dérivés |
| ||||
Entrée | saika | ||||
Partie du discours | adverbe | ||||
Explications en malgache | Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy Manam-pikasana: Saika handeha aho raha vita ny resatsika [1.1] | ||||
Explications en anglais | Almost [1.7] | ||||
Explications en français | Presque [1.8] | ||||
Exemples |
| ||||
Synonymes | saiky | ||||
Mis à jour le 2023/10/02 |
![]() |