Entrée | momba | ||||||||
Partie du discours | conjonction | ||||||||
Explications en malgache | Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay [1.1] | ||||||||
Exemples | Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady.
[2.470] | ||||||||
Entrée | momba | ||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||
Explications en malgache | Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada) [1.1] | ||||||||
Explications en français | Barren. Used of women [1.3] | ||||||||
Explications en anglais | Barren (used of human beings) [1.7] | ||||||||
Explications en français | Stérile (se dit ses personnes) [1.8] | ||||||||
Entrée | momba (omba) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao? Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To follow, to accompany, to associate with, to take part with. [1.2] | ||||||||
Explications en français | Suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder: Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille) [1.3] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | mombà (omba) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif momba | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | [1.2] | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Mis à jour le 2023/07/13 |
![]() |