Entrée | mitolona (tolona) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika [1.1] | ||||||||
[Tambahoaka] Manao tolona [1.78] | |||||||||
Exemples | Mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa.
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | mifampitolona | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |