Entrée |
mihahaka
(hahaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miparitaka, miely: Mihahaka eny an-tsaha ny omby Tsy mitombina fa mandeha etsy mandeha eroa: Mihahaka atsý sy arý ny saiko ~ Mihahakaha-kevitra loatra ianao [1.1]
|
Explications en anglais | To scatter, to disperse Fig. to abuse, to vilify. [1.2]
|
| To scatter, to be scattered [1.7]
|
Explications en français | Se disperser, s'éparpiller [1.8]
|
Exemples |
1 | ny fitia efa ho lany sy ny fitia efa hihahaka tsy mba itohizam-pangoka intsony.
[2.131]
|
2 | Andry zareo ireo ihany ireny andian' omby ireny, andia mihahaka tsy misy mpiandry, na olon-kafa.
[2.472]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mihahaka |
Passé : |
nihahaka |
Futur : |
hihahaka |
Impératif : |
mihahafa |
|
|