Entrée |
mifady
(fady)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Tsy mihinana an-tsitrapo, mandà tena tsy hihinana: Mifady hena isan-jomà izy Manda tena tsy hanao (zavatra): Mifady ny fifaliana ara-nofo ny olona manokon-tena ho an' Andriamanitra Mitana ny fahadiovam-pitondran-tena, tsy miray: Taloha, rehefa lasa niantafika ny vadiny, dia nahay nifady ny vehivavy malagasy [1.1]
|
Explications en anglais | To abstain from, to endure abstinence To carry marks with them to show that their husbands are away at the war, as women do. [1.2]
|
| To taboo, to abstain from [1.7]
|
Explications en français | S'abstenir de, s'interdire, ne pas user de, ne pas manger de; ne pas faire, observer les défenses religieuses, médicales ou superstitieuses, se mortifier, se dit de la continence que doivent garder les femmes des militaires absents:
Nifady toaka izay ela izay aho (Je me suis interdit le rhum, je n' ai pas usé de rhum depuis longtemps) ~
Nifady hena nandritra ny andro niainany izy (Il n'a pas mangé de viande de toute sa vie) ~
Nifady vary tamy ny Alakaosy ny vehivavy rehetra (Toutes les femmes s'abstenaient de manger du riz les deux premiers jours du mois Alakaosy) [1.3]
|
| S'abstenir de, s'interdire de, s'interdire selon les tabous [1.8]
|
Exemples |
1 | Ary raha nankany an-tafika ny lahy, koa tsy mifady ny vavy fa mandcha aman' olona, dia mandoa 50 izy roa;
[2.48]
|
2 | na dia tonga hisoaka ny tanana sy ny fandriana aza raha mifady indray dia loza.
[2.131]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mifady |
Passé : |
nifady |
Futur : |
hifady |
Impératif : |
mifadia |
|
|