Entrée |
mandevina
(levina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Avy nandevina an-drainy izy Mandentika zavatra anaty tany, ka tapany sy ilany ihany: Mandevina andry. [1.1]
|
Explications en anglais | To bury [1.7]
|
Explications en français | Ensevelir, enterrer [1.8]
|
Exemples |
1 | ary izay maty iaraha-mandevina.
[1.370]
|
2 | Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina.
[2.472]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mandevina |
Passé : |
nandevina |
Futur : |
handevina |
Impératif : |
mandevena |
|
|