Entrée |
levina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan' ny hiaingany [1.1]
|
Dérivés |
|
Entrée |
levina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin' ny hazo [1.1]
|
|
Entrée |
levina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny ngorodona raha tena marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia [1.1]
|
| Fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [1.13]
|
Explications en français | Niveau, niveau d'eau [1.3]
|
| Niveau [1.13]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Origine | Explications en anglais: level.
|
|