Entrée | lahy | ||||||||
Partie du discours | nom ou adjectif | ||||||||
Explications en malgache | Teny entina milaza olona na biby mifanohitra amin' ny vavy. Raha itenenana olona ny hoe lahy dia fampiasa: 1) Hilazana zanaka lahy: Dimy mianadahy ny zanako; telo vavy, roa lahy. 2) Miaraka amin' ny teny milaza isa: Dia niainga izy roa lahy. 3) Ilazana ny vady lahy: Rasoa no ao fa ny lahy vao lasa nivoaka Manana ny fomba na toetran-dehilahy: Hanao tantsambo hono ny zanany lahy. [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | A male, a man; a husband Masculine [1.7] | ||||||||
Explications en français | Mâle; homme; mari Mâle, masculin [1.8] | ||||||||
[Sakalava-Mayotte] Mâle [1.405] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Dérivés |
| ||||||||
Antonymes | vavy | ||||||||
Entrée | lahy | ||||||||
Partie du discours | interjection | ||||||||
Explications en malgache | Tenim-piontanana enti-milaza:
1) Alahelo, tsy fanampoizan-javatra: Lasa tokoa lahy izy! 2) Fiangaviana na fangatahana somary miambezo: Mba omeo aho lahy! 3) Fisalasalana, tsy fahalalana: Asa lahy! fa tezitra foana teo izy 4) Faniriana: Raha nanam-bola aho lahy novidiko itỳ saha itỳ [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | Used in phrases like: asa lahy!, tsara lahy!, maty lahy! [1.2] | ||||||||
Mis à jour le 2023/05/19 |
![]() |