Entrée | koa | |
Partie du discours | conjonction | |
Explications en malgache | [Taisaka] indray, sy [1.78] | |
[Tanala] toa, toy : Iendan-draha misy koa olobe ahi-bare (gagan'ny fisiana toy ny olona be ava-vary) [1.78] | ||
Teny miandoha fehezanteny ka ny heviny dia hoe "ary raha efa izany": Koa hoy Andriamanitra tamin' i Adama sy Eva Teny eo aorian' ny teny iray hafa ka midika hoe: "fanampin' izany, mitovy amin' izany": Handeha koa aho raha mandeha ianao Noho izany": Osa sy malemy izahay ry Tompo, koa ampio ny fahasoavanao Teny fanao mialoha ny famaranankevitra rehefa voalaza ny antonanton' ny renin-kevitra sy ny zana-kevitra: Koa tsy ho very ve raha tahaka izany ny fombao-drazantsika? / Mety diso rehefa mety ho olombelona, ary ianao dia olombelona, koa amin' izany, mety diso ianao [1.1] | ||
Explications en anglais | Also, and so [1.7] | |
Explications en français | Et [1.3, 1.8] | |
Aussi, de plus [1.8] | ||
Entrée | koa | |
Partie du discours | adverbe | |
Explications en malgache | [Bara] kosa [1.78] | |
Entrée | koa | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fianjerana mikororosy, fidabohana rehefa avy miendaka [1.1] | |
Explications en français | Action de s'ébouler, de tomber par plaques en se détachant, en se décollant, comme le plâtrage, comme les croûtes des blessures de la gale [1.3] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2020/06/13 |
![]() |