Entrée |
kalalao
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Bibikely somary menamena fisapisa-batana misy elatra, fahita indrindra amin' ny efitrano fahandroan-kanina. (Anaran-kafa iantsoana azy: kalabe, kadradraka) [1.1]
|
Explications en anglais | A cockroach [1.7]
|
Explications en français | Cancrelas, blatte, cafard [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples | ka raha tsy efa velona ny kalalao, dia tsy pihina ny jiro elektrika.
[1.395]
|
Synonymes | ~ |
Article |
|
Entrée |
Kalalao
(kalalao)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Coordonnées | -21.1833333, 47.1
|
Toponymie | kalalao |
|