Entrée | hala- | |
Partie du discours | forme morphologique de halatra | |
Entrée | hala | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | [Betsimisaraka] Tsy tiana [1.78] | |
Tsy fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny Tsy tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy Tiana be loatra: Halam-baratra ny hazo avo [1.1] | ||
Explications en anglais | Hated, detested, abhorred. [1.2] | |
Explications en français | [Taisaka] Haï, détesté [1.82] | |
Entrée | hala | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Tambahoaka, Tanala, Tanosy] Maingoka: Mihira fonofonoka tsy mahay ody hala [1.78] | |
[Taifasy, Taisaka] maingoka [1.78] | ||
[Betsimisaraka] Bibikely manaikitra [1.78] | ||
Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin' ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala [1.1] | ||
Explications en anglais | A scorpion. [Mal. kala; Port Moresby makela.] [1.2] | |
A spider [1.2, 1.7] | ||
Explications en français | [Taisaka] Scorpion [1.82] | |
Araignée [1.8] | ||
Vocabulaire | Zoologie: invertébrés | |
Article | Randzavola: hala ao amin' ny Baiboly | |
Mis à jour le 2023/10/29 |
![]() |