Entrée | fangalampiery (ala, ery) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery [1.1] | |
Vocabulaire | Jeu | |
Synonymes | alam-piery ~ fanalampiery | |
Autres orthographes | fangalam-piery | |
Mis à jour le 2009/02/23 |
![]() |