Entrée | alam-piery | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | ala, fiery | |
Explications en malgache | Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady [1.1] | |
Vocabulaire | Jeu | |
Synonymes | fanalam-piery ~ fangalampiery | |
Mis à jour le 2023/12/12 |
![]() |