Entrée | family (vily) | ||
Partie du discours | nom ou adjectif | ||
Explications en malgache | Fomba entina mamily Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin' ny lalana tiana halehany Azo avily [1.1] | ||
Explications en français | Ce qu'on peut détourner, manière de détourner [1.3] | ||
Exemples | Rahefa tapitra, hoy Ingahy Ramanitromby: - Tsara fitoraka daholo, tsara family daholo ianareo!
[2.270] | ||
Entrée | family
![]() | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en anglais | fianakaviana,
tarakaka
karazana [1.17] | ||
Exemples | Ho an' ny fanontana izay natao ny 2009, isaorana ny Flora Family Foundation, Ford Foundation, Grousebeck Family Foundation, Moriah Fund, ary ny West Foundation.
[2.424] | ||
Morphologie |
| ||
Mis à jour le 2023/10/28 |
![]() |