Entrée |
karazana
(razana)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Sokajin' olona, biby na zavamaniry mitovitovy toetra amam-pomba: Ny alika, hono, no maro karazana indrindra amin' ny biby rehetra [1.1]
|
| Taranaka eo amin'ny zavamiaina [1.13]
|
Explications en français | Taranaka iray loharano niandohana ka mis [...] Antoko na sokajin' ny manana toetra amam [...] [texte complet dans 1.60]
|
Explications en anglais | A kind, a sort, a species [1.7]
|
Explications en français | Espèce [1.8, 1.13]
|
| Sorte, descendance [1.8]
|
| Race, type, variété [1.13]
|
| (toute l'île) (de raza : lignée, lignage, descendance ; la même racine a donné
razana : les ancêtres ; elle est dérivée du même mot sanscrit qui a donné le français « race » et l'italien « razza »). Pour les plantes : lignée (au sens génétique), clône pour les plantes qui se multiplient par bouture ; cultivar. Par extension ce mot est pris souvent dans le sens d'espèce ou de variété taxinomique.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Ny sasany nilaza fa karazana Pygmées ny Kimosy.
[2.508]
|
2 | Takaitra miteraka takaitra hafa ary maro karazana.
[2.472]
|
3 | Tsy maintsy antoka hafa karazana no hatao fototra.
[1.369]
|
|
Morphologie |
Simple : |
karazana,
karazako,
karazanao,
karazany,
karazantsika,
karazanay,
karazanareo,
karazan',
karazan-,
karazam-,
karaza- |
|
Origine | Sanscrit: .
|
|