Entrée | enjehina (enjika) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Arahina: Nenjehiko moramora avy aoriana ry zalahy Tratrarina an-kazakazaka avy aoriana: Nenjehin' ny polisy ilay mpangalatra ka azony ihany nony afaka folo minitra Asiana an-kolaka na mivantana: Tsy fantatro izay ratsy nataoko fa enjehin' ny namako aho Ampijalijalina, trandrahina hatraiza hatraiza: Nenjehina aoka izany ny mpikambana anisan' ny VVS [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be pursued, to be persecuted [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on poursuit, qu'on persécute [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |