Entrée | enjika | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanarahana avy aoriana mba hanatratrarana: Enjika papelika [1.1] | |
Explications en français | Fuite, poursuite, persécution [1.3] | |
Exemples | Ny anaran' Idada, izay entiko, no mbola mampisalasala azy kely, fa rehefa tena azony antoka ho "mpamadika" aho, dia ho avy ny enjika sy ny hazakazaka arahin-tosika isan-karazany!
[2.944] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2017/06/12 |
![]() |