|
|
|
|

Entrée endrikendrika (endrika)
Partie du discours nom
Explications en français [duplicatif diminutif] [1.3]

Entrée endrikendrika
Partie du discours nom
Explications en malgache Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony; fanosoran-dratsy amin' izay tsy natao
Mitovy hevitra: hoso-dratsy ~ hoso-potaka ~ tombotomboka [1.1]
Explications en anglais Slander, insinuation [1.7]
Explications en français Calomnie [1.3, 1.8]
 Fausse accusation [1.3]
 Insinuation [1.8]
Exemples Ao ny endrikendrika natao fanahy iniana mba hisian' ny fanalalanana hamidy lafo rehefa avy eo. [2.472]
Dérivés 

Mis à jour le 2024/08/31