Entrée |
endrika
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny fandehan' ny tarehy, ny tokotanin-tarehy: Mitovy endrika amin-dreniny io zazavavy io Ny fisehoana ivelany: Mamitaka ny endri-javatra matetika Ny bika: Tsara endrika ny tranonay any ambanivohitra [1.1]
|
| tarehy
[1.13]
|
Explications en anglais | Image, form, visage, face [1.7]
|
Explications en français | La forme, la figure, les traits, la tournure, l’air, la mine, l’extérieur, l’apparence, l’image [1.3]
|
| Forme [1.8, 1.13]
|
| Figure; tournure [1.8]
|
| Visage [1.13]
|
Exemples |
1 | Endrik' olona izany, bikan' olona izany!
[2.4]
|
2 | Mitovy endrika amin’ ny reniny izy (Il a les traits de sa mère)
[1.3]
|
3 | Nandritra iny ady iny anefa, niova endrika izany zavatra izany:
[2.472]
|
4 | Somary fohifihy kokoa noho izy sy marirandrirana endrika I Katy.
[2.470]
|
5 | Endrim-pahalalana telo lafy (Forme de connaissance à 3 dimensions)
[1.13]
|
6 | Tsara endrika, manana endrika izy (Il a de belles formes, un bel extérieur)
[1.3]
|
7 | Endrika voatsotra ho an'ny lalànam-potoana (Forme simple de la loi horaire)
[1.13]
|
8 | Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany.
[2.471]
|
9 | Mora fitahin’ ny endri-javatra ny olona (On est facilement trompé par les apparences)
[1.3]
|
10 | Nataon’ Andriamanitra mitovy endrika aminy ny fanahintsika (Notre âme a été faite à l’image de Dieu)
[1.3]
|
|
Morphologie |
Simple : |
endrika,
endriko,
endrikao,
endriny,
endritsika,
endrikay,
endrikareo,
endrik',
endri-,
endriky |
|
Dérivés |
|