Entrée | didy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao [1.1] | |
Explications en anglais | A cut A command [1.2, 1.7] | |
An order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces [1.2] | ||
Explications en français | Coupe, incision Commandement [1.8] | |
Dérivés |
| |
Entrée | didy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely Aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina [1.1] | |
Vocabulaire | Santé | |
Entrée | didy | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | [Tanosy] mamo [1.78] | |
Entrée | Didy | |
Partie du discours | nom propre (toponyme) | |
Vocabulaire | Géographie: agglomérations | |
Coordonnées | -18.1166667, 48.5333333 | |
Toponymie | didy | |
Mis à jour le 2024/01/26 |
![]() |