|
|
|
|

Entrée dada
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay?
Teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady [1.1]
Explications en anglais Father, dad [1.7]
Explications en français Père [1.8]
Exemples 
1Manao ahoana i Dada? [2.4]
2Nomen' i Dada azy ny adiresiko. [2.472]
3Tao an-trano nivazavaza foana i dada. [1.369]
Synonymes aba ~ ada ~ baba ~ ikaky ~ ray

Entrée dada
Partie du discours nom
Explications en malgache Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany [1.1]
Explications en anglais A mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum [1.2]
Vocabulaire 

Entrée dada
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] adaladala [1.78]
Explications en français  [Tankarana] Un peu fou, bête, cf. dahidahy [1.19]
Synonymes dadoa

Entrée dada
Partie du discours nom masculin
Explications en français Hevi-mahazatra, hevi-tiana [1.66]

Entrée dada
Partie du discours nom masculin
Explications en français (fitenin' ankizy) soavaly [1.66]

Entrée Dada
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Auteur Solonomenjanahary Ranivoarisoa Eugénie Monique
Vocabulaire 
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2023/10/24