Entrée |
biby
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Anarana ilazana ny zavamananaina tsy manantsaina, raha faritana ankapobeny: Ny omby dia anisan' ny biby manampy betsaka ny olombelona [1.1]
|
| Teny ilazana ireo biby ao amin'ny faritra lehibe iray [1.13]
|
Explications en anglais | An animal [1.2, 1.7]
|
| An insect [1.2]
|
Explications en français | Nom générique des animaux [1.3]
|
| Animal [1.8]
|
| Faune [1.13]
|
| [Sakalava-Mayotte]
Insecte [1.405]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Do no anaran' io biby io atý
[2.69]
|
2 | Matory avokoa ny biby isan-toko.
[1.234]
|
3 | Lasa ny fisainana mandinika ireto biby marobe atao fampisehoana.
[2.356]
|
|
Dérivés |
|
Entrée |
biby
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taimoro]
angatra
[1.78]
|
Explications en anglais | Something extraordinary [1.2]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
biby
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Enti-milaza toetra ambany sy maharikoriko: Biby marina raha i Néron fa ny reny niteraka azy no nde halentiny any anaty rano [1.1]
|
Explications en anglais | Fig. sensual. Beastly. [1.2]
|
Explications en français | Qui ne craint rien, ne respecte rien, bestial [1.3]
|
|
Entrée |
biby
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | [Provincial]
In some provinces it is used in speaking of the petty king, and in others of the wives of such [Swa. Biby, my lady, my mistress.] [1.2]
|
| [Merina]
Used of children in Imerina [1.2]
|
|
Entrée |
biby
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Vezo]
Affreux, énorme, grand, nombreux [1.68]
|
Synonymes | |
|