Entrée |
bevava
|
Partie du discours | adjectif
|
Mots élémentaires | be,
vava |
Explications en malgache | [Taisaka]
basivava
[1.78]
|
| [Tanala]
Basivava: Laha olo ho bevava i aban'i Tsaboto iñy, iengana mandy (raha olona ho basivava ny rain'i Tsaboto iny dia ialana fotsiny) [1.78]
|
| (be vava) lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin' ny hevitra an' ohatra: Heloka be vava [1.1]
|
Explications en anglais | [VAVA, mouth.] Loud voiced; great, exceeding, dear, costly. [1.2]
|
Explications en français | [Taisaka]
Bavard [1.82]
|
Synonymes | |
Autres orthographes |
|