Entrée |
ava
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Betsimisaraka]
Tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [1.78]
|
| [Tanala]
[1.78]
|
| Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [1.1]
|
Explications en anglais | Weeding [1.7]
|
Explications en français | Sarclage [1.8]
|
|
Entrée |
ava
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ambany; toerana idinan'ny rano
mikoriana avy any ambony na "erà" [1.1]
|
Exemples | fa raha avy erỳ an' ava kosa no mipoitra ny ra, dia sariho, fa matiko ny mamba.
[1.406]
|
Antonymes |
|
Entrée |
Avà
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Explications en anglais | Ivah [2.996]
|
Explications en français | Ivva [2.996]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
|