Entrée |
akaiky
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Tsy lavitra:
Aza matahotra ianao fa akaiky ihany ny tranonay Antomotra na akaiky ara-potoana:
Efa akaiky itỳ ny fanadinana, rankizy, ka mikezaha mafimafy kokoa indray Anila, ankila:
Mipetraha eto akaikiko ianao Mifanila, mifanolotra, mifanolobodirindrina:
Akaikin' ny tranonay ny fonenany Tsy lavitra ara-pihavanana:
Akaiky anay kokoa Rakoto noho ianao, satria zanak' olo-mpirahalahy izahay, fa isika kosa mbola zafin' ny mpianadahy [1.1]
|
Explications en anglais | Near, near together, near by, close at hand. [1.2]
|
| Near [1.7]
|
Explications en français | Comme akeky
[1.3]
|
| Près [1.8]
|
Exemples |
1 | Misy lahindrano mandalo eo akaiky.
[2.472]
|
2 | Avia aloha, Rainy, eto akaikiko eto e!
[2.470]
|
3 | Eo akaikin' i Hesbona no misy izany toerana izany.
[1.38]
|
|
Morphologie |
Simple : |
akaiky,
akaikiko,
akaikinao,
akaikiny,
akaikintsika,
akaikinay,
akaikinareo,
akaikin',
akaikin-,
akaikim- |
|
Dérivés |
Antonymes |
Autres orthographes |
|