Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : vavabasy | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Toy ny vava-basy ka izay idirany no ivoahany. [2.165 #2263]
Toy ny vava basy : ka ny idirany no ivoahany. [2.558 #4375] Toy ny vava basy : ny idirany no ivoahany. [2.415 #461, 2.653] Vava basy ka ny idirany ihany no ivoahany. [2.558 #4899] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | C' est comme la gueule du fusil : par où entre la charge, par là elle sort. [2.415 #461]
Comme la bouche d' un (vieux) fusil: elle sert d' entrée et aussi de sortie (pour la balle). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Formule proverbiale pour rendre compte de ce qui s' est passé chez soi. [2.415 #461] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||