Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : tra-mahahery | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Ady tsy tra-mahahery; sakafo lany mahatia havana. [1.147 #A5] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Ady tsy tra-mahahery vava. [2.653 #11]
Ady tsy tra-mampahery vava. [2.558] Ny ady tsy tra-mahahery vava. [2.165 #328] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | On braille fort en parlant d' une dispute (querelle) à laquelle on n' a pas pris part. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | La critique est facile. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | Sakafo lany mahatia havana; ady tsy tra-mahahery. [1.147 #S16, 2.165]
Sakafo lany, maha-tia havana; ady tsy tratra, | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||