Index |
|
|
|
Proverbes : toby
|
|
|
Proverbe 1 | Manehoeho hoatry ny angaroha babo : raha maneno, mahavaky toby, kanjo nony izahana, kely. [2.415 #5702]
Manehoeho ohatra ny angaroa babo: maneno maneno mahavaky toby, kanjo nony zahana kely ihany. [2.558]
Manehoeho, ohatra ny angaroa babo : raha maneno, mahavaky toby ; kanjo nony izahana, kely. [2.653]
|
Traduction française | Retentissant comme la conque marine prise en butin : quand elle sonne, son bruit disperse tout un camp ; mais quand on s' approche pour la voir, elle est bien petite. [2.415 #5702]
|
Interprétation française | De loin c' est quelque chose. Je près ce n'est rien. [2.415 #5702]
|
|
|
Index |
|
|