|
|
|
|

Index

Proverbes : tain-delo

Proverbe 1Miavon-tsy feno ohatra ny tain-delo : mbola tsy feno dia manamorona. [2.558]
Miavon-tsy feno, toa tain-delo: mbola tsy feno, ka manamorona. [2.653 #1737]

Proverbe 2Tain-delo an-tsena ka ny an' ny tena ihany no ananan-doza. [2.558 #3995]
Tain-delo an-tsena: ny any ny tena ihany no ananan-doza. [2.653]
Tain-delo an-tsena : ny an' ny tena ihany no ananan-doza. [2.415 #4405]
Traduction françaiseAvoir la morve au nez au marché : c' est ce qui vous appartient qui vous cause des ennuis. [2.415 #4405]
Interprétation françaiseL' encombrement empêche de se moucher. Se disait des gens qui étaient eux-mêmes les auteurs de leur malheur. [2.415 #4405]

Index