Index |
|
|
|
Proverbes : romborombo
|
|
|
Proverbe 1 | Didian’ ny antsy no misy romoromo, fa ny didian’ ny vava tsy mba misy romoromo. [2.653 #840]
Didian' ny antsy no misy romoromo, fa ny didian' ny vava tsy misy romoromo. [2.558 #985]
Ny didian' ny antsy mbola misy romborombo, fa ny didian' ny lela tsy mba misy romborombo. [2.415 #3285]
Ny didian' ny antsy mbola misy romoromo, fa ny didian' ny lela tsy mba misy romoromo. [2.415 #3285]
|
Traduction française | Ce que le couteau a coupé offre toujours quelques aspérités mais ce que la langue tranche et coupe n'en offre pas. [2.415 #3285]
|
Interprétation française | Une chose dont on convient est arrêtée et conclue. [2.415 #3285]
|
|
|
Index |
|
|