Index |
|
|
|
Proverbes : mahareta
|
|
|
Proverbe 1 | Didimaso asiana ody: mahareta, fa hahita ny soa. [2.653]
Didimaso asiana ody: mahareta fa hihavian' ny soa. [2.653, 2.165]
|
Traduction française | Un chassieux auquel on applique un remède: patientez car vous irez mieux. [2.165 #2047]
|
|
|
Proverbe 2 | Mahareta ny takona. [2.415 #6114, 2.653 #1410]
Mahareta ny takona, fa tsy misy tsy hiharihary. [2.558 #1860]
|
Traduction française | Supportez en secret et patiemment ce que vous endurez. [2.415 #6114]
|
Interprétation française | Tôt ou tard, la justice viendra. [2.415 #6114]
|
|
|
Index |
|
|