Index |
|
|
|
Proverbes : fositra
|
|
|
Proverbe 1 | Fositra va no tsy hambolem-boavahy ? [2.415 #2703, 2.653 #983]
Fositra ve no tsy ambolem-boavahy. [2.558 #1196, 1.1]
|
Interprétation malgache | Tsy ny loza mety ho tonga amin' ny asa atao na amin' ny zavatra ampiasaina anankiray akory no tokony hanafoanana io asa na zavatra io, fa ny fitandremana no tokony hatao betsaka. [1.1]
|
Traduction française | Faut-il s' abstenir de planter des haricots parce que les vers les rongent ? [2.415 #2703]
|
Interprétation française | Il ne faut pas se décourager et rester dans l' inaction à cause de quelques pertes ; ce proverbe se disait surtout lorsque les plantations avaient été abîmées par des animaux ou des voleurs. [2.415 #2703]
|
|
|
Index |
|
|