Index |
|
|
|
Proverbes : fialana
|
|
|
Proverbe 1 | Salasala ity: vaviantitra roa no maty, ka vakiny iray ny fialana. [2.653 #2846]
Salasala ity : vaviantitra roa no maty, ka vakiny iray no fialana. [2.415 #1933, 2.558 #248]
|
Traduction française | Voilà qui est embarrassant : deux vieilles femmes sont mortes et il n' y a qu' un seul fragment d' argent pour s' acquitter du cadeau des funérailles. [2.415 #1933]
|
Interprétation française | Se disait des cadeaux insuffisants pour être partagés entre ceux qui les reçoivent. [2.415 #1933]
|
|
|
Proverbe 2 | Voalavo latsaka am-hasemporana tsy misy fa ny fialana no mahafoy fisainana. [2.558 #4969]
|
|
|
Index |
|
|