|
|
|
|

Index

Proverbes : atongoa

Proverbe 1Faka vilon-dRenitalata : ny an-tsobiky tsy misy ka ny an-tongoany no alaina aloha. [2.558]
Faka vilon-dRenitalata : ny an-tsobiky tsy misy, ka ny antongoany no alainy aloha. [2.653 #886]
Manao faka vilon-dRenitalata : ny an-tsobika tsy misy, ka ny atongoany indray iky no alainy aloha. [2.415 #2386]
Traduction françaiseRenitalata qui ramasse de l'herbe pour les animaux : il n' y a rien dans sa corbeille et elle va chercher d' abord ce qui est à mettre par-dessus. [2.415 #2386]
Interprétation françaiseProverbe analogue au français : mettre la charrue avant les boeufs ; se disait aussi des imprévoyants, des dissipateurs. [2.415]

Index